20250516 What did you do? Flashcards
(41 cards)
I apologize sir, because I am still talking to Henri and I cannot receive you right now.
Miala tsiny azafady, satria mbola miresaka amin’i Henri aho ary tsy afaka mandray anao izao.
Henri, what will you do next week?
Henri, hanao inona ianao amin’ny herinandro?
Do you have food for your friends today?
Manana sakafo ho an’ny namanao ve ianao androany?
My son, my husband and I played in the living room yesterday afternoon.
Nilalao tao amin’ny efitrano fandraisana vahiny ny zanako lahy, sy ny vadiko ary aho omaly tolakandro.
I didn’t have breakfast this morning - I only had a cup of coffee.
Tsy nisakafo maraina aho androany (maraina) - nisotra kafe fotsiny.
Henri, what will you do next week?
Henri, hanao inona ianao amin’ny herinandro?
I don’t remember
Tsy tadidiko
To leave
Miala
To come back
Miverina
To go home
Mody
X time ago
Tamin’ny X lasa
3 weeks ago
Tamin’ny telo herinandro lasa
In [X time]
Amin’ny X ho avy /
Amin’ny X manaraka
A meeting
Fivorina
To have a meeting
Mivory
We left Tana on Tuesday three weeks ago. And we came back last Thursday.
Niala teto Tana, tamin’ny talata, tamin’ny telo herinandro lasa izahay. Ary niverina tamin’ny alakamisy lasa.
What did you do when you arrived in Tana last Thursday?
Nanao inona reheva tonga teto Tana tamin’ny alakamisy lasa?
The next day, the day after
Ny ampitso
The day before
Ny omaly
When I arrived in Tana last Thursday, then I worked a lot because I had a meeting the morning after.
Reheva tonga teto Tana tamin’ny alakamisy lasa, dia niasa be satria nanao fivorina aho ny ampitso maraina.
Where was the meeting?
Taiza ny fivorina?
At the office of the project Produir
Tany amin’ny birao ny tetik’asa Produir
Project
Tetik’asa
I forgot
Hadinoko