20250520 Freaquencies Flashcards
(48 cards)
Hobbies
Fialamboly
I see.
Hitako
I don’t know.
Tsy fantatro.
I already know.
Efa fantatro.
I still don’t know.
I don’t know yet.
Mbola tsy fantatro.
I don’t understand.
Tsy azoko.
Do you understand?
Azonao ve?
Azonareo ve?
Never
Tsy mihitsy
Where is the restaurant you like?
Aiza ny restaurant tianareo?
Every day
Isanandro
Every week
Isakerinandro
Every month
Isambolana
Every year
Isantaona
To take something or someone to a place
Manatitra
Our driver takes our son to his school every day.
Manatitra ny zananay any amin’ny sekoliny ny soferanay isanandro.
He is having his coffee at his office.
Misotro ny kafeny ao amin’ny biraony izy.
Every morning
Isaky ny maraina
Isa-maraina
How often do you go to do yoga?
Isaky ny inona mandeha manao yoga ianao?
Every Monday, Thursday and Friday
Isaky ny alatsinainy sy alakamisy ary zoma
We know (inclusive)
Fantatsika
We know (exclusive)
Fantatray /
Fantanay
You know (plural)
Fantatrareo
They know
Fantatr’izy ireo
How many?
Impiry?