Lesson 6 Flashcards
Numbers (46 cards)
Who is this?
This is my mom. Jennifer is her name. This is my dad. Joseph is his name.
And who is this?
He is my brother. His name is James. And this is my younger sister. Her name is Jessica.
Oh! How old is Jessica?
She is 5.
And how old is James?
He is 7.
They are cute!
Izy no iza?
Izy no mamaku. Jennifer no anarany. Ity ny dadako. Joseph no anarany.
Dia, izay no iza?
Iza no anadahiko. James no anarany. Dia, ity no zandriko vavy. Jessica no anarany.
Hay ve! Firy taona I Jessica?
5 taona izy.
Ary firy taona I James?
7 taona izy?
Mahafatifaty izy ireo!
1
Iray
2
Roa
3
Telo
4
Efatra
5
Dimy
6
Enina
7
Fito
8
Valo
9
Sivy
10
Folo
Alefa
Go
11
Iray ambin’ny folo
12
Roa ambin’ny folo
13
Telo amin’ny folo
14
Efatra ambin’ny folo
15
Dimy ambin’ny folo
16
Enina ambin’ny folo
17
Fito ambin’ny folo
18
Valo ambin’ny folo
19
Sivy ambin’ny folo
20
Roapolo
21
Iray amby roapolo
22
Roa amby roapolo